plt_tn/pro/08/01.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ato amin'ny toko faha 8 dia resahina toy ny hoe vehivavy izay mampianatra ny olona mba ho hendry ny fahendrena.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Fifanindriana andalana ny andininy maro ato amin'ny toko faha 8.

Tsy miantso mafy ve ny Fahendrena?

Ampiasaina io fanontaniana io mba hampatsiahivana ny mpamaky ny amin'ny zavatra iray izay efa tokony ho hainy. DH: "Miantso mafy ny fahendrena"

Tsy miantso mafy ve ny Fahendrena?

Eto ny fahendrena dia alaina sary an-tsaina hoe vehivavy. Raha misy fiteny tsy mamela io karazana sarinteny io, ny ireo mety ho dikan-teny hafa dia: 1) "Tsy tahaka ny vehivavy izay miantso mafy ve ny fahendrena?" na 2) "Tsy misy vehivavy antsoina hoe Fahendrena miantso mafy ve?"

Tsy manandra-peo ve ny Fahazavan-tsaina?

Eto ny "Fahazavan-tsaina" dia mitovy dika amin'ny hoe "Fahendrena" ihany.

vavahady ao amin'ny fidirana mankany an-tanàna

Tamin'ny andron'ny ntaolo, matetika ireo tanàna dia nisy manda ivelany misy vavahady.

no hiantsoany

Manohy maneho ny Fahendrena, natao toy ny hoe vehivavy io.