plt_tn/pro/07/26.md

16 lines
762 B
Markdown

# Nahalavo olona voatrobaka maro izy
Ny hoe voatrobaky ny lefona na tsipika dia entina ilazana ny hoe voavono. DH: "Nahatonga ny olona maro ho faty lavo izy"
# Eny amin'ny lalana mankany amin'ny Fiainan-tsy hita ny tranony ... midina
Eto ny "lalana'' dia maneho ny karazan-toetra izay hiarahan'ny adala manao. Ny Fiainan-tsy hita no anarana ilazana ny tontolon'ny maty.
# Eny amin'ny lalana mankany amin'ny Fiainan-tsy hita ... amin'ny fandriana maizin'ny fahafatesana
Ireo andian-teny roa ireo dia mitovitovy hevitra ihany ary averina mba hanindriana fa izay lasibatr'ilay vehivavy dia ho potika.
# efitrano fandriana maizin'ny fahafatesana
Io fomba fiteny io dia maneho kisarisarin'ny maty matory any anaty efitra samihafa any amin'ny Fiainan-tsy hita.