forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
754 B
Markdown
16 lines
754 B
Markdown
# Koa
|
|
|
|
Io dia natao mba hampifantoka ny sain'ireo zanak'ilay miteny amin'ny tsoa-kevitra avy amin'ity lesona ity.
|
|
|
|
# Aoka tsy hivily amin'ireo lalany anie ny fonareo
|
|
|
|
Eto ny "lalana" dia midika hoe lalana izy safidian'ny olona iray mba handehanana. Maneho ny toetran'ilay olona, ireo zavatra nanapahany hevitra mba hatao eo amin'ny fiainana izany. DH: "Alaviro amin'ny lalan'ny vehivavy janga ny fonao" na "Aza avela hitady hanao ireo zavatra ataon'ny vehivavy janga ny fonao"
|
|
|
|
# ny fonareo
|
|
|
|
Eto ny "fo" dia maneho izay irian'ny olona iray. DH: "ianareo"
|
|
|
|
# aza mivily amin'ireo lalan-disony
|
|
|
|
Mitovy dika amin'ilay fehezanteny teo alohany ihany io. Mampafonja ilay fampitandremana voalohany io. DH: "aza mandao ny lala-marina mba handeha amin'ny lalany"
|