plt_tn/pro/06/26.md

728 B

sandainao amin'ny sombi-mofo

Miresaka momba ny vidy ara-materialy io, fa tsy ny vidy ara-panahy na ara-moraly. DH: "kely fotsiny"

sandainao amin'ny ainao mihitsy

Ireo mety hoe heviny dia 1) hamotika ny fiainanao ny vadin'ny lehilahy hafa satria mitady mihoatra foana izy na 2) hihaza anao ka hamono anao ny vadin'ilay vehivavy hafa.

Misy olona afaka mitondra afo eo an-tratrany ve ka tsy mandoro ny akanjony?

Ho loza tokoa io fihetsika io ary hahatonga ratra. Ny valiny ao ambadiky ny fanontaniana dia hoe "tsia". DH: "Ny olona rehetra izay mitondra afo eo an-tratrany dia handoro ny akanjony."

ka tsy mandoro

"ka tsy hamotika"

ny akanjony

Ny akanjony dia entina ilazana azy amin'ny maha-olona azy manontolo.