forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
728 B
Markdown
20 lines
728 B
Markdown
|
# sandainao amin'ny sombi-mofo
|
||
|
|
||
|
Miresaka momba ny vidy ara-materialy io, fa tsy ny vidy ara-panahy na ara-moraly. DH: "kely fotsiny"
|
||
|
|
||
|
# sandainao amin'ny ainao mihitsy
|
||
|
|
||
|
Ireo mety hoe heviny dia 1) hamotika ny fiainanao ny vadin'ny lehilahy hafa satria mitady mihoatra foana izy na 2) hihaza anao ka hamono anao ny vadin'ilay vehivavy hafa.
|
||
|
|
||
|
# Misy olona afaka mitondra afo eo an-tratrany ve ka tsy mandoro ny akanjony?
|
||
|
|
||
|
Ho loza tokoa io fihetsika io ary hahatonga ratra. Ny valiny ao ambadiky ny fanontaniana dia hoe "tsia". DH: "Ny olona rehetra izay mitondra afo eo an-tratrany dia handoro ny akanjony."
|
||
|
|
||
|
# ka tsy mandoro
|
||
|
|
||
|
"ka tsy hamotika"
|
||
|
|
||
|
# ny akanjony
|
||
|
|
||
|
Ny akanjony dia entina ilazana azy amin'ny maha-olona azy manontolo.
|