plt_tn/pro/06/24.md

651 B

Miaro anao amin'ny ... izany

Eto ny teny hoe "izany" dia manondro ireo anatra nampianarin'ny ray sy ny reny tao amin'ny 6:20. DH: "Mamonjy anao amin'ny"

vehivavy ratsy fitondran-tena ... vehivavy ratsy fitondran-tena

Ireo andian-teny roa ireo dia mitovitovy hevitra ihany. Jereo ny fomba nandikanao ny teny hoe "vehivavy janga" ao amin'ny 5:3

ratsy fitondran-tena

"ratsy ara-moraly"

ny hatsarany

"izay tsara tarehy eo aminy"

hambabo

"hahazo fifehezana eo amin'ny"

volomasony

Ny "volomaso" dia entina ilazana ireo zavatra tsara eo amin'ny vatany izay ampiasainy hisarihana ny sain'ny lehilahy iray. DH: "ny masony tsara tarehy"