# Miaro anao amin'ny ... izany Eto ny teny hoe "izany" dia manondro ireo anatra nampianarin'ny ray sy ny reny tao amin'ny 6:20. DH: "Mamonjy anao amin'ny" # vehivavy ratsy fitondran-tena ... vehivavy ratsy fitondran-tena Ireo andian-teny roa ireo dia mitovitovy hevitra ihany. Jereo ny fomba nandikanao ny teny hoe "vehivavy janga" ao amin'ny 5:3 # ratsy fitondran-tena "ratsy ara-moraly" # ny hatsarany "izay tsara tarehy eo aminy" # hambabo "hahazo fifehezana eo amin'ny" # volomasony Ny "volomaso" dia entina ilazana ireo zavatra tsara eo amin'ny vatany izay ampiasainy hisarihana ny sain'ny lehilahy iray. DH: "ny masony tsara tarehy"