plt_tn/pro/06/20.md

16 lines
835 B
Markdown

# ankatoavy ny didin-drainao ... aza mahafoy ny fananaran-dreninao
Amin'ny lafiny iray dia mitovy hevitra ireo andian-teny roa ireo. Amin'ny lafiny iray hafa, ilay fanindriana ny hoe "ray" sy "reny"miverimberina dia mampiditra ny vehivavy ao amin'ny dingan'ny fampianarana-fianarana amin'ny fomba mazava.
# aza mahafoy ny fananaran-dreninao
Mampiasa ny teny fandrarana hoe "aza mahafoy" io hevitra ambadika io mba hanana hevitra tsy misy fandrarana hoe "ankatoavy". DH: "ankatoavy ny fampianaran-dreninao"
# Fehezo ao am-ponao mandrakariva ireo; fatory eo am-bozonanao
Ireo andian-teny roa ireo dia mitovitovy hevitra ihany. Mamaritra ny didy sy ny fampianarana toy ny hoe voasoratra ireo mba hahafahanao mametraka izany eo amin'ny vatanao hampatsiahy ny tenanao.
# fatory eo am-bozonanao ireo
"tiavo ireo" na "saintsaino ireo"