forked from WA-Catalog/plt_tn
835 B
835 B
ankatoavy ny didin-drainao ... aza mahafoy ny fananaran-dreninao
Amin'ny lafiny iray dia mitovy hevitra ireo andian-teny roa ireo. Amin'ny lafiny iray hafa, ilay fanindriana ny hoe "ray" sy "reny"miverimberina dia mampiditra ny vehivavy ao amin'ny dingan'ny fampianarana-fianarana amin'ny fomba mazava.
aza mahafoy ny fananaran-dreninao
Mampiasa ny teny fandrarana hoe "aza mahafoy" io hevitra ambadika io mba hanana hevitra tsy misy fandrarana hoe "ankatoavy". DH: "ankatoavy ny fampianaran-dreninao"
Fehezo ao am-ponao mandrakariva ireo; fatory eo am-bozonanao
Ireo andian-teny roa ireo dia mitovitovy hevitra ihany. Mamaritra ny didy sy ny fampianarana toy ny hoe voasoratra ireo mba hahafahanao mametraka izany eo amin'ny vatanao hampatsiahy ny tenanao.
fatory eo am-bozonanao ireo
"tiavo ireo" na "saintsaino ireo"