plt_tn/pro/06/12.md

664 B

Ny olom-poana—ny olona ratsy fanahy

Mitovy hevitra ireo teny ireo ary manindry ny amin'ny faharatsian'io olona io. DH: "Olona tsy misy lanjany—lehilahy ratsy fanahy"

miaina amin'ny fahamelohan'ny teniny

"milaza lainga hatrany"

mipi-maso, manome famantarana amin'ny tongony ary manondro amin'ireo ratsan-tanany

Ireo andian-teny telo rehetra ireo dia mamaritra ny fomba hifampiresahan'ny olon-dratsy miafinkafina mba hamitaka ny olona hafa.

mipi-maso

Raha mipi-maso ny olona iray, dia akipiny vetivety kely ny masony ilany mba hanome fampahafantarana miafina amin'ny olpona iray hafa. Mety ho mariky ny fatokiana io, na fanekena, na zavatra hafa.