plt_tn/pro/06/12.md

16 lines
664 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny olom-poana—ny olona ratsy fanahy
Mitovy hevitra ireo teny ireo ary manindry ny amin'ny faharatsian'io olona io. DH: "Olona tsy misy lanjany—lehilahy ratsy fanahy"
# miaina amin'ny fahamelohan'ny teniny
"milaza lainga hatrany"
# mipi-maso, manome famantarana amin'ny tongony ary manondro amin'ireo ratsan-tanany
Ireo andian-teny telo rehetra ireo dia mamaritra ny fomba hifampiresahan'ny olon-dratsy miafinkafina mba hamitaka ny olona hafa.
# mipi-maso
Raha mipi-maso ny olona iray, dia akipiny vetivety kely ny masony ilany mba hanome fampahafantarana miafina amin'ny olpona iray hafa. Mety ho mariky ny fatokiana io, na fanekena, na zavatra hafa.