plt_tn/pro/06/06.md

24 lines
931 B
Markdown

# Jereo ... diniho
"Hianaro ... hevero" na "diniho tsara ... saintsaino"
# vitsika
ny vitsika dia bibikely izay mipetraka any ambany tany eo amin'ny havoana nataony ihany. Matetika ireo dia miara-mipetraka amin'ny vondrona an'arivony, ary afaka mibata zavatra izay lehibe lavitra noho izy ireo.
# diniho ny fanaony
Io dia hevitra ambadika izay mampiasa ny "fanaon'ny" vitsika hilazana ny toetrany. DH: "diniho ny toetran'ny vitsika"
# komandy, mpifehy, na mpanapaka
Ireo teny telo ireo dia mitovitovy hevitra ihany ary ampiasaina mba hanindriana fa tsy misy manana fahefana manokana eo amin'ny vitsika tokana.
# mamory ny sakafony amin'ny fahavaratra ary mandritra ny fararano no hitehirizany izay hohaniny
Ireo andian-teny roa ireo dia mitovitovy hevitra ihany ary averina mba hampisehoana ny fandraisana andraikitry ny vitsika.
# fahavaratra
Ny fahavaratra dia fotoana izay hamoazan'ny hazo sasany amin'ny taona iray.