plt_tn/pro/03/21.md

16 lines
825 B
Markdown

# alàna amin'ny masonao izany
Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe fahafahana mahita izany hatrany ny tsy fanadinoina zavatra iray. DH: "aza adinoina ireo"
# Ho aina ho an'ny fanahinao ireny
Eto ny teny hoe "fanahy" dia entina ilazana ilay olona. DH: "Ho aina ho anao ireny"
# ravaky ny fankasitrahana hanaovana manodidina ny tendanao
Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe zavatra izay azon'ny olona afatotra manodidina ny tenda tahaka ny firavaka ny "fitsarana tsara" sy ny "fahaiza-manavaka." Ny kisarisary eto dia manolo-kevitra fa zava-tsarobidy izay ahariharin'ny olona eny ivelany ireo. DH: "fampiharihariana ny sitraka tahaka ny fandravahan'ny olona ny tenany amin'ny firavaka"
# ravaky ny fankasitrahana
Ireo mety ho heviny dia 1) "firavaka ankasitrahana" na 2) "firavaka izay mampiharihary ny fankasitrahan'i Yaveh."