plt_tn/pro/03/21.md

825 B

alàna amin'ny masonao izany

Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe fahafahana mahita izany hatrany ny tsy fanadinoina zavatra iray. DH: "aza adinoina ireo"

Ho aina ho an'ny fanahinao ireny

Eto ny teny hoe "fanahy" dia entina ilazana ilay olona. DH: "Ho aina ho anao ireny"

ravaky ny fankasitrahana hanaovana manodidina ny tendanao

Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe zavatra izay azon'ny olona afatotra manodidina ny tenda tahaka ny firavaka ny "fitsarana tsara" sy ny "fahaiza-manavaka." Ny kisarisary eto dia manolo-kevitra fa zava-tsarobidy izay ahariharin'ny olona eny ivelany ireo. DH: "fampiharihariana ny sitraka tahaka ny fandravahan'ny olona ny tenany amin'ny firavaka"

ravaky ny fankasitrahana

Ireo mety ho heviny dia 1) "firavaka ankasitrahana" na 2) "firavaka izay mampiharihary ny fankasitrahan'i Yaveh."