plt_tn/pro/03/13.md

259 B

izay mahita fahendrena

Ny "fahendrena" dia resahin'ny mpanoratra toy ny ho zavatra izay hitan'ny olona. DH: "izay mahazo fahendrena"

izay omen'ny volafotsy

Entina ilazana ny tombony izay azon'ny olona iray amin'ny fivarotana na fihariana volafotsy io.