# izay mahita fahendrena Ny "fahendrena" dia resahin'ny mpanoratra toy ny ho zavatra izay hitan'ny olona. DH: "izay mahazo fahendrena" # izay omen'ny volafotsy Entina ilazana ny tombony izay azon'ny olona iray amin'ny fivarotana na fihariana volafotsy io.