plt_tn/pro/03/07.md

626 B

Aza hendry eo imasonao ihany

Ny hevitry ny olona iray dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mahita zavatra amin'ny masony izany olona izany. DH: "Aza hendry araka ny hevitrao ihany"

ialao ny ratsy

Ny fanaovana asa ratsy dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe miala amin'ny ratsy izany. DH: "aza manao ratsy"

Ho fanasitranana ho an'ny nofonao izany

Ny teny hoe "izany" dia manondro ireo fampianarana izay omen'ny mpanoratra ao amin'ny andininy teo aloha. Ny hevitr'io feno dia azo atao mazava. Ny teny hoe "nofo" dia maneho ny vatana manontolo. DH: "Raha manao izany ianao, dia ho fanasitranana ho an'ny vatanao izany"