forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
626 B
Markdown
12 lines
626 B
Markdown
|
# Aza hendry eo imasonao ihany
|
||
|
|
||
|
Ny hevitry ny olona iray dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mahita zavatra amin'ny masony izany olona izany. DH: "Aza hendry araka ny hevitrao ihany"
|
||
|
|
||
|
# ialao ny ratsy
|
||
|
|
||
|
Ny fanaovana asa ratsy dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe miala amin'ny ratsy izany. DH: "aza manao ratsy"
|
||
|
|
||
|
# Ho fanasitranana ho an'ny nofonao izany
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "izany" dia manondro ireo fampianarana izay omen'ny mpanoratra ao amin'ny andininy teo aloha. Ny hevitr'io feno dia azo atao mazava. Ny teny hoe "nofo" dia maneho ny vatana manontolo. DH: "Raha manao izany ianao, dia ho fanasitranana ho an'ny vatanao izany"
|