plt_tn/pro/01/04.md

28 lines
1006 B
Markdown

# ihany koa dia natao hanome fahendrena ho an'ny kely saina
Azo amboarina io teny io mba ho azo ambara amin'ny endrika mpamari-toetra "hendry" ny teny hoe "fahendrena." DH: "ihany koa dia natao hampianatra ireo izay kely saina mba ho hendry"
# kely saina
"tsy manan-traikefa, tsy matotra"
# hanome fahalalana sy fahamalinana ho an'ny tanora
Azo lazaina amin'ny endrika matoanteny ny teny hoe "fahalalana" sy "fahamalinana." DH: "ary hampianatra ny tanora izay mila fantariny sy ny fomba fanavahana ny zavatra mety tokony hatao"
# fahamalinana
fahafantarana izay tokony hatao amin'ny toe-javatra iray manokana
# Aoka ny olon-kendry hihaino ka hampitombo ny fahalalany
"Aoka ireo izay hendry hihaino ary hianatra bebe kokoa aza"
# aoka ny olona mahay manavaka hahazo tari-dalana
"aoka ny olona izay manana fahazavan-tsaina hianatra ny fomba fandraisana fanapahan-kevitra tsara amin'ireto ohabolana ireto"
# ankamantany
fiteny izay aorian'ny fisaintsainana izany ihany vao takatry ny olona iray