plt_tn/pro/01/04.md

1006 B

ihany koa dia natao hanome fahendrena ho an'ny kely saina

Azo amboarina io teny io mba ho azo ambara amin'ny endrika mpamari-toetra "hendry" ny teny hoe "fahendrena." DH: "ihany koa dia natao hampianatra ireo izay kely saina mba ho hendry"

kely saina

"tsy manan-traikefa, tsy matotra"

hanome fahalalana sy fahamalinana ho an'ny tanora

Azo lazaina amin'ny endrika matoanteny ny teny hoe "fahalalana" sy "fahamalinana." DH: "ary hampianatra ny tanora izay mila fantariny sy ny fomba fanavahana ny zavatra mety tokony hatao"

fahamalinana

fahafantarana izay tokony hatao amin'ny toe-javatra iray manokana

Aoka ny olon-kendry hihaino ka hampitombo ny fahalalany

"Aoka ireo izay hendry hihaino ary hianatra bebe kokoa aza"

aoka ny olona mahay manavaka hahazo tari-dalana

"aoka ny olona izay manana fahazavan-tsaina hianatra ny fomba fandraisana fanapahan-kevitra tsara amin'ireto ohabolana ireto"

ankamantany

fiteny izay aorian'ny fisaintsainana izany ihany vao takatry ny olona iray