plt_tn/php/04/08.md

905 B

Ary farany

Raha namarana ny taratasiny Paoly, dia nanome famintinana ny amin'ny hoe ahoana no tokony hiainan'ireo mpino mba hahazona ny fiadanana ao amin'Andriamanitra.

ry rahalahy

Eto dia milaza izany teny izany hoe ireo mpinamana Kristiana, na lahy na vavy, satria ny mpino rehetra an'i Kristy dia mpikambana ao amin'ny fianakaviana ara-panahy iray miaraka amin'Andriamanitra toy ny Rain'izy ireo any an-danitra.

na inona na inona mahafinaritra

"na inona na inona zavatra mahafaly"

na inona na inona nolazaina fa tsara

"na inona na inona zavatra derain'ny olona" na "na inona na inona zavatra hajain'ny olona"

raha misy na inona na inona tena tsara

"raha tsara fitondran-tena"

raha misy na inona na inona tokony ho deraina

"ary raha misy zavatra izay derain'ny olona"

izay nianaranareo sy noraisinareo sy renareo ary hitanareo tamiko

"izay nampianariko sy nampisehoko anareo"