plt_tn/php/04/08.md

28 lines
905 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ary farany
Raha namarana ny taratasiny Paoly, dia nanome famintinana ny amin'ny hoe ahoana no tokony hiainan'ireo mpino mba hahazona ny fiadanana ao amin'Andriamanitra.
# ry rahalahy
Eto dia milaza izany teny izany hoe ireo mpinamana Kristiana, na lahy na vavy, satria ny mpino rehetra an'i Kristy dia mpikambana ao amin'ny fianakaviana ara-panahy iray miaraka amin'Andriamanitra toy ny Rain'izy ireo any an-danitra.
# na inona na inona mahafinaritra
"na inona na inona zavatra mahafaly"
# na inona na inona nolazaina fa tsara
"na inona na inona zavatra derain'ny olona" na "na inona na inona zavatra hajain'ny olona"
# raha misy na inona na inona tena tsara
"raha tsara fitondran-tena"
# raha misy na inona na inona tokony ho deraina
"ary raha misy zavatra izay derain'ny olona"
# izay nianaranareo sy noraisinareo sy renareo ary hitanareo tamiko
"izay nampianariko sy nampisehoko anareo"