plt_tn/php/03/20.md

732 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Amin'ny fampiasan'i Paoly ny hoe "antsika" sy "isika" eto, Paoly dia miresaka ny tenany sy ireo mpino ao Filipy.

Fa any an-danitra ny fanjakantsika

Mety ho dikany 1) "Isika dia mponin'ny lanitra" na 2) "ny tanindrazantsika dia ny lanitra" na 3) "ny tena tranontsika dia ny lanitra."

Izy dia hanova ny vatantsika izay malemy

"Izy hanova ny vatana malemintsika eto an-tany"

mba ho vatana manahaka ny vatany feno voninahitra

"ho vatana tahaka ny vatany feno voninahitra"

vatany, izay natao tamin'ny herin'ny fahefany mba hampanaiky ny zavatra rehetra amin'ny tenany

DH: "vatana. Izy dia hamadika ny vatantsika amin'ny alalan'ilay hery izay ampiasainy hifehezany ny zava-drehetra"