# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Amin'ny fampiasan'i Paoly ny hoe "antsika" sy "isika" eto, Paoly dia miresaka ny tenany sy ireo mpino ao Filipy. # Fa any an-danitra ny fanjakantsika Mety ho dikany 1) "Isika dia mponin'ny lanitra" na 2) "ny tanindrazantsika dia ny lanitra" na 3) "ny tena tranontsika dia ny lanitra." # Izy dia hanova ny vatantsika izay malemy "Izy hanova ny vatana malemintsika eto an-tany" # mba ho vatana manahaka ny vatany feno voninahitra "ho vatana tahaka ny vatany feno voninahitra" # vatany, izay natao tamin'ny herin'ny fahefany mba hampanaiky ny zavatra rehetra amin'ny tenany DH: "vatana. Izy dia hamadika ny vatantsika amin'ny alalan'ilay hery izay ampiasainy hifehezany ny zava-drehetra"