plt_tn/php/03/06.md

806 B

Tamin'ny zotom-po, dia nanenjika ny fiangonana aho

Paoly dia milaza fa dia tena mazoto mihintsy izy nampijaly ireo mpanara-dia an'i Kristy. "Izaho dia tena nazoto nampijaly ireo mpino Kristiana"

Raha ny amin'ny fahamarinana ambanin'ny lalàna

"Izaho dia nankatoa ny lalàna tanteraka"

na inona na inona tombony ho ahy,

Paoly eto dia miresaka ny dera azony tamin'ny maha-Fariseo mazoto azy. Izy dia miresaka ireo dera ireo toy ny hoe tombontsoan'ny mpandraharaha ny fahitany azy taloha. DH: "Zavatra izay nideran'ireo Jiosy hafa azy"

noraisiko ho toy ny fatiantoka ireny

Paoly dia miresaka izany fiderana izany tahaka ny hoe faty antoka fa tsy tombony. Raha amin'ny fomba fiteny hafa dia hoe: Paoly dia milaza fa ny zava-drehetra ataon'ny fiangonany dia tsy misy vidiny eo anatrehan'i Kristy