plt_tn/php/01/07.md

502 B

Fa tsara amiko

"maha tsara ahy" na "mety amiko"

ato am-poko ianareo

"tena tia anareo aho"

mpiara-miasa tamiko tamin'ny fahasoavana

"mpandray anjara tamin'ny fahasoavana niaraka tamiko" na "nizara ny fahasoavana niaraka tamiko"

Andriamanitra no vavolombeloko

"Andriamanitra mahafantatra" na "Andriamanitra dia mahatakatra"

amin'ny famindram-pon'i Kristy Jesosy

Ny hoe "famindram-po" dia afaka adika hoe "fitiavana." DH: "ary izaho dia tia anareo tahaka an'i Jesosy tiantsika rehetra"