# Fa tsara amiko "maha tsara ahy" na "mety amiko" # ato am-poko ianareo "tena tia anareo aho" # mpiara-miasa tamiko tamin'ny fahasoavana "mpandray anjara tamin'ny fahasoavana niaraka tamiko" na "nizara ny fahasoavana niaraka tamiko" # Andriamanitra no vavolombeloko "Andriamanitra mahafantatra" na "Andriamanitra dia mahatakatra" # amin'ny famindram-pon'i Kristy Jesosy Ny hoe "famindram-po" dia afaka adika hoe "fitiavana." DH: "ary izaho dia tia anareo tahaka an'i Jesosy tiantsika rehetra"