forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.1 KiB
Markdown
24 lines
1.1 KiB
Markdown
# Raha manana ahy ho mpiara-miasa ianao
|
|
|
|
"Raha mihevitra ahy ho toy ny mpiara-miasa ao amin'i Kristy ianao."
|
|
|
|
# Ataovy ho ahy izany
|
|
|
|
"Lazao fa izaho no anananareo."
|
|
|
|
# Izaho, Paoly, manoratra izao amin'ny tanako
|
|
|
|
Izaho, Paoly, nanoratra ity. Paoly dia nanoratra ity ampahany ity tamin'ny tanany mba ahalalan'i Filemona fa ireo teny dia tena avy amin'i Paoly. Paoly dia tena hamerina aminy.
|
|
|
|
# Tsy milaza aminao
|
|
|
|
"Tsy mila mampahatsiahy anao aho" na "efa fantatrao."
|
|
|
|
# Mitrosa ny tenanao amiko ianao
|
|
|
|
"Ny fiainanao dia avy amiko." Paoly dia te hilaza fa i Filemona dia tsy tokony hiteny fa i Onesimosy na i Paoly dia ananany satria Filemona dia mbola tokony hanefa mihoatra amin'i Paoly. Ny antony hoe avy amin'i Paoly ny fiainan'i Filemona dia afaka hazavaina. DH: "hananako mihoatra ianao satria namonjy ny ainao aho" na "mitrosa ny tenanao amiko ianao satria izay nolazaiko taminao dia namonjy ny ainao."
|
|
|
|
# Omeo fitsaharana ny foko
|
|
|
|
"Ampifalio aho" na "hampionony aho." Ny fomba nitiavan'i Paoly an'i Onesimosy hanao izany dia afaka hazavaina. DH: "mamelombelona ny foko amin'ny fanekena an'i Onesimosy amin-katsaram-panahy."
|