plt_tn/phm/01/14.md

40 lines
938 B
Markdown

# Nefa tsy te anao na inona na inona raha tsy misy ny fanekenao aho
DH: "Fa tiako ny nitazona azy miaraka tamiko raha nankatoavinao."
# Tsy tiako ho an-katerena ny asa soa ataonao fa an-tsitrapo
"Mba hanao izay marina ianao, fa tsy noho ny fanereko."
# Fa an-tsitrapo
"Fa noho ianao nisafidy malalaka hanao ny tsara."
# Angamba noho izany no nisarahany taminao
"Angamba izany no antony nanesoran'Andriamanitra an'i Onesimosy teo aminao."
# Nandritra ny fotoana fohy
"Nandritra izany fotoana izany."
# Tsara mihoatra noho ny andevo
"Sarobidy kokoa noho ny andevo."
# Rahalahy malala
"Rahalahy malala" na "rahalahy sarobidy ao amin'i Kristy."
# Mihoatra lavitra ho anao
"Midika bebe kokoa aminao izy."
# Na ao amin'ny nofo
"Amin'izy roa tahaka ny maha-olombelona." Paoly dia nanondro an'i Onesimosy ho mpanompo mahatoky.
# Na ao amin'ny Tompo
"Ary tahaka ny maha rahalahy ao amin'ny Tompo" na "ary noho izy an'ny Tompo."