plt_tn/phm/01/14.md

938 B

Nefa tsy te anao na inona na inona raha tsy misy ny fanekenao aho

DH: "Fa tiako ny nitazona azy miaraka tamiko raha nankatoavinao."

Tsy tiako ho an-katerena ny asa soa ataonao fa an-tsitrapo

"Mba hanao izay marina ianao, fa tsy noho ny fanereko."

Fa an-tsitrapo

"Fa noho ianao nisafidy malalaka hanao ny tsara."

Angamba noho izany no nisarahany taminao

"Angamba izany no antony nanesoran'Andriamanitra an'i Onesimosy teo aminao."

Nandritra ny fotoana fohy

"Nandritra izany fotoana izany."

Tsara mihoatra noho ny andevo

"Sarobidy kokoa noho ny andevo."

Rahalahy malala

"Rahalahy malala" na "rahalahy sarobidy ao amin'i Kristy."

Mihoatra lavitra ho anao

"Midika bebe kokoa aminao izy."

Na ao amin'ny nofo

"Amin'izy roa tahaka ny maha-olombelona." Paoly dia nanondro an'i Onesimosy ho mpanompo mahatoky.

Na ao amin'ny Tompo

"Ary tahaka ny maha rahalahy ao amin'ny Tompo" na "ary noho izy an'ny Tompo."