plt_tn/oba/01/03.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mitohy ny fahitan'i Obadia momba an'i Edoma.

ny fireharehan'ny fonao

Ampiasain'Iaveh ny ampahany amin'ny vatan'ny olona iray izay mifandray amin'ny fihetseham-po hilazana ny fireharehan'ny vahoakan'i Edoma.

eny an-tsefatsefaky ny vato

"any amin'ny triatra amin'ny vato"

amin'ny tranonao avo

"ao an-tranonao izay nahorina amin'ny toerana avo"

Iza no hampidina ahy ho any amin'ny tany?

Izany fanontaniana izany dia mampiseho hoe toy ny ahoana ny fireharehan'ny Edomita sy ny fahatsapany ho voaro. DH: "Voaro tamin'ny mpanafika rehetra aho."

Na dia manidina avo tahaka ny voromahery sy naorina teo amin'ireo kintana aza ny akaninao

Ireo fehezanteny roa ireo dia samy milaza fa Edoma dia namboarina mihoatra lavitra noho ny azo atao, mba hilazana fa nahorina tamin'ny toerana avo dia avo izany.

hampidina anao avy eny Aho

Ny fireharehana dia mifandray amin'ny hahavony ary ny fanetren-tena dia mifandray amin'ny maha-ambany. Yaveh dia nilaza fa hampidina an'i Edoma mba hilazana fa haetriny izy. DH: "Hanetry anao Aho"