forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.1 KiB
Markdown
28 lines
1.1 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Mitohy ny fahitan'i Obadia momba an'i Edoma.
|
||
|
|
||
|
# ny fireharehan'ny fonao
|
||
|
|
||
|
Ampiasain'Iaveh ny ampahany amin'ny vatan'ny olona iray izay mifandray amin'ny fihetseham-po hilazana ny fireharehan'ny vahoakan'i Edoma.
|
||
|
|
||
|
# eny an-tsefatsefaky ny vato
|
||
|
|
||
|
"any amin'ny triatra amin'ny vato"
|
||
|
|
||
|
# amin'ny tranonao avo
|
||
|
|
||
|
"ao an-tranonao izay nahorina amin'ny toerana avo"
|
||
|
|
||
|
# Iza no hampidina ahy ho any amin'ny tany?
|
||
|
|
||
|
Izany fanontaniana izany dia mampiseho hoe toy ny ahoana ny fireharehan'ny Edomita sy ny fahatsapany ho voaro. DH: "Voaro tamin'ny mpanafika rehetra aho."
|
||
|
|
||
|
# Na dia manidina avo tahaka ny voromahery sy naorina teo amin'ireo kintana aza ny akaninao
|
||
|
|
||
|
Ireo fehezanteny roa ireo dia samy milaza fa Edoma dia namboarina mihoatra lavitra noho ny azo atao, mba hilazana fa nahorina tamin'ny toerana avo dia avo izany.
|
||
|
|
||
|
# hampidina anao avy eny Aho
|
||
|
|
||
|
Ny fireharehana dia mifandray amin'ny hahavony ary ny fanetren-tena dia mifandray amin'ny maha-ambany. Yaveh dia nilaza fa hampidina an'i Edoma mba hilazana fa haetriny izy. DH: "Hanetry anao Aho"
|