forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
558 B
Markdown
12 lines
558 B
Markdown
# izay manan-jara ao amin'ny fokony
|
|
|
|
"izay manana anjara-tany ao amin'ny fokony"
|
|
|
|
# hananan'ny tsirairay...lova
|
|
|
|
Ny tany izay ananan'ny foko tsirairay avy dia resahina toy ny hoe lova izay noraisin'izy ireo izany.
|
|
|
|
# Tsy tokony hisy anjara hifindra tanana ho an'ny foko hafa
|
|
|
|
Ny famindrana fananana avy amin'ny foko iray ho amin'ny foko iray hafa dia resahina toy ny hoe niampita avy amin'ny tanan'olona iray ho amin'ny tanan'olona iray hafa ny fananana. DH: "Tsy misy olona afaka mamindra ny fananana izay anjara-tany avy amin'ny foko iray ho amin'ny hafa"
|