plt_tn/num/36/08.md

558 B

izay manan-jara ao amin'ny fokony

"izay manana anjara-tany ao amin'ny fokony"

hananan'ny tsirairay...lova

Ny tany izay ananan'ny foko tsirairay avy dia resahina toy ny hoe lova izay noraisin'izy ireo izany.

Tsy tokony hisy anjara hifindra tanana ho an'ny foko hafa

Ny famindrana fananana avy amin'ny foko iray ho amin'ny foko iray hafa dia resahina toy ny hoe niampita avy amin'ny tanan'olona iray ho amin'ny tanan'olona iray hafa ny fananana. DH: "Tsy misy olona afaka mamindra ny fananana izay anjara-tany avy amin'ny foko iray ho amin'ny hafa"