plt_tn/num/35/22.md

360 B

ka tsy nisy fanomanana mialoha nohon'ny fankahalana

"ka tsy nanomana izany tamim-pankahalana mialohan'ny fotoana"

ka tsy niandriandry hanotrika

Ny olona izay mitady lalana hanisiana ratsy olon-kafa am-panahy iniana dia resahina toy ny hoe miafina mba hanotrika izany olon-kafa izany ilay olona. DH: " ka niezaka ny hanisy ratsy tsy nahy ilay lasibatra"