plt_tn/num/35/22.md

8 lines
360 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ka tsy nisy fanomanana mialoha nohon'ny fankahalana
"ka tsy nanomana izany tamim-pankahalana mialohan'ny fotoana"
# ka tsy niandriandry hanotrika
Ny olona izay mitady lalana hanisiana ratsy olon-kafa am-panahy iniana dia resahina toy ny hoe miafina mba hanotrika izany olon-kafa izany ilay olona. DH: " ka niezaka ny hanisy ratsy tsy nahy ilay lasibatra"