plt_tn/num/33/08.md

390 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mitanisa ireo toerana izay nandehan'ireo Israelita taorian'ny nialan'izy ireo tany Egypta i Mosesy.

namakivaky teny afovoan-dranomasina

Io dia manondro ny fotoana izay nizaran'i Yaveh ny Ranomasina Mena mba ahafahan'ireo Israelita mandositra ny tafika Egyptiana.

loharano roa ambin'ny folo...hazo rofia fitopolo

"loharano 12...hazo rofia 70"