# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mitanisa ireo toerana izay nandehan'ireo Israelita taorian'ny nialan'izy ireo tany Egypta i Mosesy. # namakivaky teny afovoan-dranomasina Io dia manondro ny fotoana izay nizaran'i Yaveh ny Ranomasina Mena mba ahafahan'ireo Israelita mandositra ny tafika Egyptiana. # loharano roa ambin'ny folo...hazo rofia fitopolo "loharano 12...hazo rofia 70"