plt_tn/num/33/01.md

330 B

tamin'ny antoko mitam-piadian'izy ireo

"tamin'ny fizaran'ny tafika." Midika izany fa samy nanana ny lehilahiny, izay nitam-piadiana, mba hiaro azy ireo avy ny foko tsirairay. Jereo ny nandikanao ny hoe "antoko mitam-piadiana" ao amin'ny 1:1.

ny toerana nifindrafindrana

"tamin'ny toerana iray ho amin'ny toerana iray hafa"