plt_tn/num/33/01.md

8 lines
330 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tamin'ny antoko mitam-piadian'izy ireo
"tamin'ny fizaran'ny tafika." Midika izany fa samy nanana ny lehilahiny, izay nitam-piadiana, mba hiaro azy ireo avy ny foko tsirairay. Jereo ny nandikanao ny hoe "antoko mitam-piadiana" ao amin'ny 1:1.
# ny toerana nifindrafindrana
"tamin'ny toerana iray ho amin'ny toerana iray hafa"