plt_tn/num/32/28.md

12 lines
533 B
Markdown

# lehilahy rehetra izay mitam-piadiana
"ny lehilahy rehetra izay efa vonona amin'ny fitaovam-piadiany"
# raha resy eo anatrehanareo ny tany
Eto ny teny hoe "tany" dia manondro ny vahoaka izay monina ao. DH: "raha mandresy ny olona mipetraka ao amin'ilay tany eo anatrehanareo i Yaveh" na "raha manampy anareo mba handresy ny olona mipetraka ao amin'ilay tany izy ireo"
# any amin'ny tanin'i Kanana izy ireo no hahazo ny fananan'izy ireo eo aminareo
"dia hahazo ny tany miaraka aminareo any Kanana ireo taranak'i Gada sy Robena"