plt_tn/num/32/28.md

533 B

lehilahy rehetra izay mitam-piadiana

"ny lehilahy rehetra izay efa vonona amin'ny fitaovam-piadiany"

raha resy eo anatrehanareo ny tany

Eto ny teny hoe "tany" dia manondro ny vahoaka izay monina ao. DH: "raha mandresy ny olona mipetraka ao amin'ilay tany eo anatrehanareo i Yaveh" na "raha manampy anareo mba handresy ny olona mipetraka ao amin'ilay tany izy ireo"

any amin'ny tanin'i Kanana izy ireo no hahazo ny fananan'izy ireo eo aminareo

"dia hahazo ny tany miaraka aminareo any Kanana ireo taranak'i Gada sy Robena"