plt_tn/num/31/42.md

12 lines
328 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mitanisa ny babo izay lasan'ireo miaramila sy ny hetra izay lasan'i Yaveh i Mosesy.
# omby enina arivo sy telo alina
omby 36.000
# vehivavy enina arivo sy iray alina
"vehivavy 16.000". Efa nambara teo aloha teo fa novonoina ireo lehilahy babo rehetra sy ireo vehivavy babo manambady"