# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mitanisa ny babo izay lasan'ireo miaramila sy ny hetra izay lasan'i Yaveh i Mosesy. # omby enina arivo sy telo alina omby 36.000 # vehivavy enina arivo sy iray alina "vehivavy 16.000". Efa nambara teo aloha teo fa novonoina ireo lehilahy babo rehetra sy ireo vehivavy babo manambady"