plt_tn/num/31/30.md

316 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh.

Ary avy amin'ny antsasaky ny vahoakan'Israely ihany koa

"Ary avy amin'ny voaroban'ny vahoakan'Israely"

isan-dimampolo

"isaky ny 50"

izay mikarakara

ireo izay manara-maso ary mitana ny tabernakely sy ireo sorona ho an'i Yaveh