# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh. # Ary avy amin'ny antsasaky ny vahoakan'Israely ihany koa "Ary avy amin'ny voaroban'ny vahoakan'Israely" # isan-dimampolo "isaky ny 50" # izay mikarakara ireo izay manara-maso ary mitana ny tabernakely sy ireo sorona ho an'i Yaveh