plt_tn/num/31/25.md

303 B

Isao ireo zavatra babo rehetra izay azo

DH: "Isao ny fananana rehetra izay nalain'ireo miaramila"

babo

Io dia manondro ny zavatra rehetra nalaina tamin'ny vahoakan'Israely novonoina na babo tamin'ny ady.

ireo mpitarika ny fianakaviamben'ireo fokon'ny razambenao

"ireo mpitarika ny isam-poko"