# Isao ireo zavatra babo rehetra izay azo DH: "Isao ny fananana rehetra izay nalain'ireo miaramila" # babo Io dia manondro ny zavatra rehetra nalaina tamin'ny vahoakan'Israely novonoina na babo tamin'ny ady. # ireo mpitarika ny fianakaviamben'ireo fokon'ny razambenao "ireo mpitarika ny isam-poko"