plt_tn/num/31/13.md

560 B

ireo mpitarika ny fianakaviambe

Ireo dia mpitari-tafika izay mibaiko lehilahy mihoatra ny 1.000 fa latsaky ny 10.000.

ny arivo...ny zato

Ny teny hoe "miaramila" dia efa fantatra. DH: "miaramila arivo...miaramila zato"

ireo kapitenin'ny zato

Ireo dia mpitari-tafika izay mibaiko lehilahy mihoatra ny 100 fa latsaky ny 1.000.

Navelanareo ho velona ve ny vehivavy rehetra?

Ny lalàna dia mazava amin'izay navela ho velona. Nandika ny lalàna tamin'ny namelana ny vehivavy sy zaza rehetra ho velona ny tafika. Io dia fibedesana ireo mpitari-tafika.