# ireo mpitarika ny fianakaviambe Ireo dia mpitari-tafika izay mibaiko lehilahy mihoatra ny 1.000 fa latsaky ny 10.000. # ny arivo...ny zato Ny teny hoe "miaramila" dia efa fantatra. DH: "miaramila arivo...miaramila zato" # ireo kapitenin'ny zato Ireo dia mpitari-tafika izay mibaiko lehilahy mihoatra ny 100 fa latsaky ny 1.000. # Navelanareo ho velona ve ny vehivavy rehetra? Ny lalàna dia mazava amin'izay navela ho velona. Nandika ny lalàna tamin'ny namelana ny vehivavy sy zaza rehetra ho velona ny tafika. Io dia fibedesana ireo mpitari-tafika.